Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 04h29
 

Politique

Lisitry ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita

samedi 19 décembre 2009

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana

CONGRES DE LA TRANSITION

FANAMBARANA

Ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita dia mampahafantatra ny be sy ny maro fa ny ankolafy ZAFY Albert, RATSIRAKA Didier sy Marc RAVALOMANANA dia efa nandefa ny lisitr’ireo mambra avy amin’ny ankolafiny avy handrafitra ny Kongresin’ny Tetezamita izay mitotaly 156 araka ireto anarana manaraka ireto :

Ramatoa sy Andriamatoa isany :

- Mouvance ZAFY Albert :

ANDRIAMIDOSY Gabriel
ANDRIATSOTSY Eléonore
BAVY Julienne
BONAVENTURE
BORINASY RAJAOFERA Oliva
CHARLES Merci
ELIAZARA Jean René
FAUSTIN Jean
FRANCIS Abel
GASTON Alphonse
IANONJAFY Marcellin
JAO Ludovic
LIZANTY Emile
MAHAIZARA
MAHAVITRA Jean Pierre Nicolas
MARCELLE Yolande Marcelline
MEKTOUB Camille
MOMED Abdou
NJAKA Tharsile
NORDINE
PAUL André
PHILEMON
RABEHERIFETRA Jacques
RABEMANANJARA Albain
RABEMANANJARA Alexis
RAJOMA Emmanuel
RAJOMA Ignace
RAKOTOMALALA Martial Aimé
RALISOA Esther Emma Virginia
RAMAHAZOMANANA Baovola
RANDRIA Dalphonse
RANDRIANARIVO Difera
RANDRIATSARAFARA Eliot Stany
RATSITOHARA Romuald
RAVOHITRA marcel
RAYMOND
RAZAFIMANANTSOA Jean Christophe
RAZAFINDRAMANGA Joséphine
RAZAKANDRAINY Bezoro
ROCHE
SAMBO Edmond
SOARAY Raymons
SOFIA Ralalasoa Marthe
SOKONDRIAKY Jean Robert
SONINA Pierre
TAHERALY
TOMBO Tam
TSIATOPY François
TSIMILAMARO Vahinisoa
VAVY Julienne
VICTOR
ZAINADINA dit Zinos

- Mouvance RATSIRAKA Didier :

ANDRIAMORA Paul Bernard
ANDRIATIANA Jean Victor
BAKOLIARISOA Aimée Paquerette
BENAMBONY Armand
BERIZIKY Hasy
BEZANDRY René
BORELY
Colonel TATA
COUTITI Assolant
ELAKOVELO Etsiosa Andriampeno
ELISAH Perline
GARA Jean Robert
GERARD
GILBERT
ISSOUF BEN ASSOUMACOU
JAOTODY Noëline
JOSE Rogatien
KAPITALY KAPOSY Albert
MANJARIMANANA Urbain
MBOAZY
MEDARD
NDRIANASOLO
RABEARISOA Dr
RABERSON Bruno
RADEBASON Georges
RAFARASOA Mireille
RAHITSO Colonel
RAKINGASIRARA
RAKOTOARIMINO Théo
RAKOTOMAHAFALY Jean Denis
RAKOTONIRINA Panoelson
RAKOTOZANDRINDRAINY Raphaël
RALAINARIVO RAVISON Alain Claude
RALEFA Emile
RAMANANA RENE
RAMANATSOA RAMARCEL Herivelona
RAMAROLAHY Rémi
RANDRIAMAHALEO Ginaud
RANDRIAMALALA Paul Bert
RASOLONIRAINY Armand
RATOABOLAMANANA Marci
RAVELONARIVO Jean
RAVIKTOARA
RAVOLOLONARISOA Béatrice
RAZAFIMAHEFA Monfort
RAZAFIMALALA Marthe
RAZAFINDRAMASY Sahondrarivelo
RAZAFY TSARANAZY Christine
ROBIA Simone
ROBIARIVONY Josiane
SOLOMONA Chriso

- Mouvance RAVALOMANANA Marc :

ANDRIAMBELOSOA Barijaona
ANDRIAMBOLOLONA Barison Claude
BAOZANDRIVELO André
BOTOMANATSARA
FANANTERA Longin Louis
KEMBAZANANY Anique Chantal
LALANIRINA Brigitte
LERIVA manahirana
MAHATAFA Armand
MAMITIANA Fabergé Gabriel
MAMPIHAO
MAMY Benoît
MANA Parfait
MANANJARA Fidson
RANDRIAMANANTENA Rodolphe Gabriel
RAFIDISON Martin
RAHARIMAMPIONONA
RAHANTASOA Lydia Aimée Vololona
RAHARINAIVO Andrianatoandro
RAHARISAINA Hery
RAKOTOARIMANANA Joelisoa
RAKOTOARISOA Andrianirina Marie Bruno
RAKOTOMANDIMBINDRAIBE Mamisoa
RAKOTOMANJATO Edmond Rodin G.
RAKOTOMAZAVA Joseph
RAKOTOMIANDRISOA Jean Ernest
RAKOTONIRINA Harijaona Lovanirina
RAKOTONOMENJANAHARY Jean Ernest
RAKOTOVAZAHA Parson Zazaharivelo
RAKOTOZANDRY Raymond
RALAZASOA Charles
RAMAMONJISOA Benjamin
RAMBOAHAGISON Felix
RANAIVOSON Andrianavalona Pierrot
RANDRIAMAHOLISON Jules Henri
RANDRIAMANDIMBISOA Felix Marie
RANDRIANANTENAINA Olivier Anthonny
RANDRIANARISON Armand
RANDRIANEKENA Michel
RANDRIANJATOVO Henri François
RASOANAIVO Elie Odon Fidèle
RASOLONOMENJANAHARY Fidelis Justin
RATALATA Georges
RAVELONANOSY Mamitiana
RAZAFIMBELO Arinosy Jacques
RAZAFINDRAKOTO Harifanja Francette
REMAHITA Désiré
VANOVASON Adrien
VELO Christian Nestor
VOIZY Blandine
ZAFILAHY Rakotomandimby Stanislas
ZAONARIVELO Gérard Aristote

Ity lisitra ity dia efa nalefa tany amin’Andriamatoa Filohan’ny Tetezamita sy ireo Filoha mpiara-mitantana mba ahafahany manendry ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita amin’ny alalan’ny « Décret », araka ny andininy faha-12 ao amin’ny Satan’i Maputo sy ny andininy faha-2 ao amin’ny « Acte additionnel » tany Addis Abeba.

Ny ankolafy Andry RAJOELINA dia mbola tsy nahatonga ny lisitra avy any aminy.

Noho izany, dia manasa ny Filohan’ny Tetezamita mba handefa izany araka izay haingana azo atao.

Ireo olona voalaza anarana etsy ambony, dia antsoina hamonjy ny Lapan’ny Kongresy eto Tsimbazaza ny talata faha-22 desambra 2009 amin’ny 10 ora maraina hiatrika ny fivoriana fanomanana.

Ny saran-dàlan’izy ireo dia haloa eo ampahatongavany.

Antananarivo, faha-18 desambra 2009.

Ny Filoha,
Mamy RAKOTOARIVELO

1 commentaire

Vos commentaires

  • 21 décembre 2009 à 14:37 | kisder (#3386)

    décidément, notre maison de détention Antanimora et maison de force Tsiafahy ne suffiront plus à loger tout ce beau monde d’ici peu. ca ne m’étonnerais pas qu’un mandat d’arrêt pour usurpation de fonction et d’atteinte à la sureté de l’état va être lancé à l’encontre de ces patriotes courageux.
    Certes la patience a des limites mais j’aimerais bien savoir jusqu’où la HAT compte y aller, si ce n’est déjà que cet unilatéralisme avec camil vital est la signature de son arrêt de mort.
    wait and see

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS