Salama daholo !!!Raiamandreny Mijoro ahona E ???? Tokony hanaja tena hianao Mr. RAMINO Paul (député AVI aaaaaaaaaaaa ??? ao ambadika ao i Ratsikirity !!!fantatrao ny tiako ho lazaina !!!! manana hazon-damosina TOMPOKO OO !!!! Mijoro @ny marina sa mitady strapotin ???? Masina ny Tanindrazana
Ho famaranana Tompoko "TSY VENDRANA INTSONY NY MALAGASY. Dia eny mbola.......tsy tara dia manaja TENA PASITERA ??? mba tsy ho lasa fiomezana Aoka hamela tantara mamy sahala ny navelan’ny RAY Niteraka !!! Masina ny Tanindrazana