Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 11h48
 

Répondre à un commentaire

13 février 2018 à 17:54 | RAMBO (#7290)

Vohitra
Izahay dia sahy milaza mazava ny finoanay ..sy ny fanohananay ny Mpitondra ankehitriny. Izahay dia HVM manan-karatra ary miatrika ny fifidiana mba ho lany indray ny Filoha Hery Rajaonarimampianina. Nareo ry Vohitra dia tsy manoratra mivantana fa manohana an’i Dadanareo. Mampahatsiaro ahy an’i Manga ianao. Hita amin’ny soratanao ihany hoe iza no tohananao. Raiso ny andraikitra ary hambarao fa aza kanosa ê.
Miandrasa Asabotsy dia ho hita eo indray izay lazain’i Dadabe nareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS