Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 14h51
 

Répondre à un commentaire

14 février 2018 à 11:25 | RAMBO (#7290)

Amin’ny Fanantenana, ny Finoana ary ny Fitiavana dia ny Fitiavana no zava-dehibe indrindra. Rehefa ny Fitiavana no tsy misy dia zava-poana izay atao rehetra.
Dia miarahaba am-pitiavana ny mpifankatia rehetra amin’izao St Valentin izao. Ry lehilahy tiava ny vadinareo toy ny nitiavan’i Jesosy Kristy ny fiangonana. Nomeny hatramin’ny ainy mba ho vanavotana ny fiangonana dia isika tsirairay avy izany. Ra vehivavy, manajaha ny vadinareo satria ny lehilahy no lohan’ny fianakaviana...Ry ankizy manajaha ny Ray aman-dreninareo fa ireo no maneho an’Andriamanitra eto an-tany ho anareo.
Ry vahoaka manajaha ny mpitondra anareo fa Andriamanitra no nanendry ny mpitondra rehetra eto an-tany na izay izy ireo na iza. Ataovy am-pitiavana ny zava-drehetra.
Samy tahin’ny Tompo daholo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS