Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 22 février 2026
Antananarivo | 00h51
 
Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAVAONIRINA Marie Angèle

    vendredi 11 mai 2007 |  762 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny reny malalany : RAVAONIRINA Marie Angèle (Vady navelan’Itompokolahy RABENAIVO Emile) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 8 Mey 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Emilienne sy RAKOTOMAHARO Lys mianakavy Mme Veuve RAKOTOASOMBOLA Josiane mianakavy Marie sy RAREMBY Helfin mianakavy RAKOTOARINIVO Victor Emile mianakavy RAKOTONIAINA Léonard Emile mianakavy (…)
  • ANDRIANIRINA Elysée

    vendredi 11 mai 2007 |  760 visites
    « Raha amin’izao fiainana izao ihany no nanantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika » (I Kor 15 : 19) Amin’ny finoana sy fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : ANDRIANIRINA Elysée SAM HONG Dia nodimandry ny Alakamisy 10 mai 2007 rehefa nivahiny 36 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAHERIMALALA Sahondra Hortensia Ny zanany : ANDRIAHARIMALALA Sandra SAM HONG HERINIAINA Elysa SAM HONG Ny Ray aman-dreniny : (…)
  • RAKOTO RAPHAËL

    samedi 5 mai 2007 |  619 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTO RAPHAËL (ex-gérant Mellis) ORDRE DE MERITE DE MADAGASCAR CHEVALIER DE L’ORDRE NATIONAL dia nodimandry ny Alakamisy 03 May 2007 rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany. Hoy Ny zanany : Veuve RAKOTO Claudine sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Zoé sy ny zanaka aman-jafiny RAKOTO Louis Christophe sy (…)
  • RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert

    jeudi 3 mai 2007 |  633 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay : RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono Officier de l’Ordre National dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny : RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby Ny zanany : RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte RAZAFIMBE Désiré sy Eliane ANDRIANADY Evelyne RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy (…)
  • ANDRIAMANANTENA Fidèle

    jeudi 3 mai 2007 |  694 visites
    Tompoko, Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay : ANDRIAMANANTENA Fidèle dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse) Hoy : Ny vadiny : WARPELIN Monique Ny zanany : ANDRIAMANANTENA Stéphanie Ny rainy : RANAIVOSON Eugène Ny fianakaviana WARPELIN Ny iraitampo aminy : Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary (…)
  • RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert

    mercredi 2 mai 2007 |  738 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay : RAKOTOMANGA ANDRIANADY Gilbert Mpiasan’ny SOLIMA nisotro ronono Officier de l’Ordre National dia nodimandry ny Talata 01 Mey 2007 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny : RAZAFITSARA ANDRIANADY Beby Ny zanany : RALAMBOSON ANDRIANADY Gilberte RAZAFIMBE Désiré sy Eliane ANDRIANADY Evelyne RAKOTOMANGA ANDRIANADY Alain sy Frédine RAKOTOMANGA ANDRIANADY Serge sy (…)
  • ANDRIAMANANTENA Fidèle

    mercredi 2 mai 2007 |  903 visites
    Tompoko, Noho ny fihavanana dia mampandre anareo izahay fa ny malalanay : ANDRIAMANANTENA Fidèle dia nodimandry tamin’ny Zoma 20 Aprily 2007 tany Morges (Suisse) Hoy : Ny vadiny : WARPELIN Monique Ny zanany : ANDRIAMANANTENA Stéphanie Ny rainy : RANAIVOSON Eugène Ny fianakaviana WARPELIN Ny iraitampo aminy : Ny terak’ltpkl RATSIMBA Louis Victor ANDRIANISA Charmant sy Aimée ary ny zanaka aman-jafiny RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary (…)
  • Andriamatoa Bertin RALAINDIMBY

    lundi 30 avril 2007 |  568 visites
    Ny fianakaviana dia mampandre anareo fa nodimandry ny alahady 29 Avril 2007 teo amin’ny faha 79 taonany Andriamatoa Bertin RALAINDIMBY Chevalier de l’Ordre National Ny nofony dia entina hiala ao Ambatolampikely Antehiroka lot 3A 44 V Bis ny Talata 01 Mai amin’ny 11 ora sy sasany ary hatao veloma farany ao amin’ny Fiangonana Isotry Fitiavana, alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany Andranobevava.

Publicité

Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}