Au micro de la radio Antsiva, Ranjivason Faravololona, épouse de Ranjivason Jean Théodore, déclare que son époux a été arrêté dans la nuit du vendredi 22 février 2009 à Ambatomainty. Il est détenu à la maison de force de Tsiafahy. Il est soupçonné d’avoir dirigé la foule dans l’incendie de la RNM et de la TVM le lundi 26 janvier 2009. Ranjivason Jean Théodore a porté plainte car il n’a pas été arrêté dans le respect des procédures. Il ne lui a pas été signifié le mandat d’arrêt à son encontre et de plus, il a subi des brutalités lors de son arrestation. A la question de savoir si l’affaire pour laquelle son époux a été arrêté, relève du domaine politique ou du droit commun, Ranjivason Faravololona hésite car elle ne sait pas faire la différence.
Les commentaires vont bon train sur ces enquêtes qui sont diligentées à propos de cette incendie alors que l’on attend surtout celles relatives au carnage du 7 février 2009.
Recueilli par Valis
Vos commentaires
Efa voky môly mihintsy ireo ekipan-dravalo ireo. Tsy mijery intsony ny dignité humaine fa dia loham-boto fotsiny izao. Izany ve no hiainana eto mandritry ny mandat 2012 ? Iza no hiafy amin’izany tsy aleo ve esorina dieny izao e !
Fa tena sur aloha ve fa fisamborana ho eny Tsiafahy no nahaza io Rangahy io ary ny fitondrana tokoa no nanao izany !satria mantsy raha ny vaovao hita omaly dia mbola nisy doute kely ihany tamin’ny filazana io vaovao io(keednaping ou arrestation),ianao ( « Henoy ihany »)mantsy avy hatrany dia manometsiny ;fa raha marina kosa moa ny fiampangana momba ny fandorona ny tvm sy radio-pirenena,dia sahaza ho azy izany satria : fanakorontanana ,fanimbana tanteraka ny fanànam-pirenena.Ary raha izaho ianao dia mba amboariko ny fomba fiteny fa sao dia ianao no hovoalaza fa « voky moly sy jiolahim-boto »,ary sao tsy enonao koa ny filazana fa « atsahatra ny fifandrangitana sy fiantsin’ady »,kanefa ianao miseo matotra indray no mivona,hajao ny lalam-panorenana dia andraso ny fifidianana fa efa mitady ny marimaritra iraisana ny roa tonta,ny PNUD ary ny FFKM
Bonjour,
Miala tsiny aho raha manoratra eto. Tsy izaho no tsra taiza @ fomba fiteny, fa isika samy nahazo fahalalana daholo. Rehefa manoratra na miteny dia mba lanjalanjao ihany, fa olona antampitrisany no mijery ity gazety ity. Ny tiako tenenina dia izao, ny vocabulaire nao ( mifoka moly, loham-boto) Sanatria tsy ianao ve no ilay teneninao ? Na dia entimpo aza, mba diniho ihany izay soratana.
Merci
Ry Zareo,
Zavatra tsotra le izy e ! mahandrasa tantana, zany iany anie no ts nanidinan’ny akoho e ! tokony samy mametraka fahendrena daolo isika reetra, ze adala de aleo izy ho adala any, miavaka eo fôna izy, misy zavatra tokony ho ajaintsika alou zao an ! mino zà fa hendry daolo ny mpamaky an’ity gazety ity.
mazotoa indrindra fa ftôna efa mba milamina ahafahana manao asa mba hinanankanina zao !!!!!!!!
Mba henoy ihany ny lazain’ny olona é !
Ianao ihany hatramin’izao no miteny ohatra izany fa ny fahitako azy dia ingahy TGV no voan’io lazainao io.
Hatramin’izao anie izy ka midona @ rindrina foana ranamana é ! Ministera tsy azo, Ra8 tsy voaongana, ny olona matimaty foana, ny namana taloha nisitaka .... Tsy ao anaty kajikajin’i Roland Ratsiraka intsony lery.
Asa !
Izao dia milaza indray fa hiverina eny @ 13 mai. Ny fifnarahan momba ny haino amn-jery tsy arahan-drazandry. Ry Soava Telonohorefy moa no henoina kou !
Dia ho tafita tokoa ity firenentsika ity.
Ny olona any ivelany aza mahatsapa an’izany :
( Il y a quelques jours, il semblait même prêt à se contenter de la réouverture de son antenne de télévision.
C’est la fermeture de cette chaîne qui a servi de point de départ à la contestation. ) Le Figaro
( http://www.lefigaro.fr/international/2009/02/02/01003-20090202ARTFIG00033-madagascar-s-enfonce-dans-la-crise-politique-.php?ppcseid=3917&ppcsekeyword=Marc+Ravalomanana&mmtctg=855506179&mmtcmp=14203939&mmtmt=5&mmtgglcnt=1 )
Mazotoa mamaky é
ofisialy io matoa avoaka angazety,mba ataovy malalaka ny fisainana,manin anareo zao ny teny hoe,mifoka moly ?sa ra mifoka rongony d ts manin ?mitovy iany ny dikany fa ny fomba fisainana mitsy no tery dia tsy hivoatra mandrakizay,ohatra:inona ny mahasamihafa ny oe« rongony xkg tratra tary » sy ny hoe « moly xkg tratra tary » ????misy mahasamy hafa azy v ??
Aza miteny ratsy olona tahaka izany , fa ny mpitondra koa mety manana fijery tahaka izany amin ny mpanohitra. Adi-hevitra sy fifandresendahatra no tokony atao fa tsy fanompana olona
Ny môly sy ny rongony dia samy zavamahadomelona fa malagasy ofisialy ampiasaina na tsy teninjatovo izay tsy matotra toy izany.Fantatray fa ange fa mankamamy TGV ianao é nefa tsarovy fa « ny haben’ny ao am-po no itenenan’ny vava ».Raha madio fo Ianao tsy hanao teny toy izany.Ny fiteninao no itarafana ny toetranao.Ary ny ekipan’ny TGV koa moa mba voky inona fa tsy vokin’ireo zavatra azo t@ halatra sy vakitrano rehetra efa vita sy mbola kasaina hatao atsy hoatsy satria mbola mitady hirika hiverenana eny @13 Mai indray fa eny mantsy no ikotrehany sy anatanterahany ny tetidratsiny rehetra hanakorontanana ny fiainambahoaka.Izany ve ny hoe Demôkrasia ?ny fanaovana bodongerona haka na ny fananan’ny olona sy ny fitondrana nga zany Démôkrasia izany no io no mody voizindava eo ?làlana hafa hendrihendry kokoa izorana raha te ho tafita fa io izoran’ny TGV io efa hita fa miafara @ hantsana be nefa tsy misy « tetezana mita ».
Je tiens à remercier les collaborateurs de ce journal pour leur profes-sionalisme.
Contrairement à Mr RAMAMBAZAFY J. de MADAGATE, vous êtes dignes de ce qu’on appelle de vrais journalistes. Je sens que vous êtes objectif dans vos commentaires.
Bon courage dans votre travail et tenez nous informés avec une bonne conscience