Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 21h19
 

Malagasy

Fanovana Organigraman’ny kaominina

Fahefan’ny Ben’ny tanàna izany hoy Guy Rivo Randrianarisoa

mercredi 26 novembre 2008 | Penjy R. |  1027 visites 

Izay ahasoa ny tanàna no tanjona. Izay no hitan’ny Ben’ny tanàna Andry Rajoelina fa mety eto andrenivohitra, dia zony tanteraka izany. Vao tsy ela hoy ny tale Jeneralin’ny Fitsinjarampahefana, Guy Rivo Randrianarisoa, no nivoahan’ny lalàna manome fahefana ny Ben’ny tanàna hanala ny lefiny, na ireo mpiara-miasa aminy hita fa tsy mahomby. Tsapan’ny Ben’ny tanàna eto andrenivohitra io, ka noraisiny ny fahefana rehetra.
Mitovy ny Ben’ny tanàna rehetra aminy, ka tsy manana olana amin’ny eto andrenivohitra manokana ny tenany. Aleo hipirina ny politika fa izay ahasoa ny tanàna no andeha hiarahana mibanjina h