Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Malagasy

Ady amin’ny mosary

Ho ferana ny zaza ateraka

vendredi 20 juin 2008 | Naivo kely |  632 visites 

Mahay mitsinjo lavitra. Io no hita fa ezaka ataon’ny fanjakana raha nandre fa ho maimaim-poana manomboka izao ny fanaovana « césarienne » eny amin’ny hopitaly. Ny minisitry ny Fahasalamana no nanambara izany.

Voafetra ho telo ihany ny zaza ateraka raha miroso amin’io « césarienne » io isika. Iarahana mahita fa misy ny olona iray miteraka hatrany amin’ny 9 ny zanany. Raha samy hanao toy izany avokoa ny vahoaka 18 tapitrisa eto Madagasikara, dia mety ho firy ny isantsika afaka 10 taona ? Volabe no lany amin’ny fanaovan ity fandidiana ity, satia mahatratra 700.000 Ar. Izao anefa dia ho maimaim-poana ny fanaovana izany ho an’ny reny bevohoka. Ny minisitra Jean Louis Robinson no nitatitra io teny anoloan’ny depiote tetsy Tsimbazaza, ny alarobia teo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}