Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Malagasy

Rafitra tetezamita

Mbola manantena i Zafy Albert

vendredi 6 juin 2008 | Naivo kely |  604 visites 

Alefa mitety faritra ny iraka avy aty amin’ny CRN hijery farany ny tohin’ny trakita izay naparitaka tao ho ao. Io indray ny fanehoan-kevitra nataon’ny Profesora Zafy Albert omaly teny Ivandry. Ny fampihavanam-pirenena sy ny rafitra tetezamita, dia fepetra tsy tokony hiodivirana. Io no hany làlana hirosoana miala amin’ny krizy eto amin’ny firenena. Notsindriany manokana ny fahasahiranam-bahoaka ankehitriny, izay toa tsy voavahan’ny mpitondra ankehitriny. Toa ny haitraitra no maha-maika azy ireo, fa tsy ny fampandrosoana hoy ihany ny CRN. Midika ireo fa tsy maharesy lahatra ny CRN ny hambara ho ezaka ataon’ny fanjakana ankehitriny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}