Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 17h34
 

Malagasy

Grevin’ny JIRAMA

Misy mpanao politika ao ambadika ?

samedi 12 juillet 2008 | Naivo kely |  558 visites 

Hatramin’izao, dia mbola tsy hita ny marimaritra iraisina eo amin’ny andaniny sy ny ankilany. Ny mpiasa sy ireo mpitantanana ao amin’ny JIRAMA io. Hitohy ny Grevy ataon’ireto mpiasa ireto.

Raha ny heno, dia misy mpanao politika mikitikitika ny hitaran’ny izao fitokonana ataon’ny mpiasa izao. Ny fitakiana ny tombontsoa sy ny fandaminana anatiny no tena votoatin’ny Grevy. Hanerana an’i Madagasikara ny fanairana ataonay hoy ny solontenan’ny mpiasa, ary efa maro ireo sonia voahangona. Momba iry voalaza etsy aloha, momba ny fidiran’ny resaka politika,dia diso izany hoy ny sendika mitarika ny hetsika. Tsy hitsabahan’olon-kafa ny tolona ataonay. Misy amin’ireo mpiasa tsy mankasitraka ny fitokonana kosa anefa no manamafy io fidiran’ny mpanao politika io. Mizarazara be ihany ny hevitry ny mpiasa hatreto, na dia samy miandrandra izany tombontsoa efa azo teo aloha, nefa notapahana ankehitriny izy irehetra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}