Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Malagasy

Governemanta sy loholona

Niavaka tamin’ny maro ireo notendrena

samedi 31 mai 2008 | Naivo kely |  457 visites 

Soa fa teo ireo tsy miankina. Saika ireo loholona notendren’ny filoham-pirenena no nanjaka tetsy Anosikely nandritra ny fametrahana fanontaniana omaly. Ry Moxe Ramandimbilahitra sy Rabetsintonta ary Rabotoarison sy ny namany no nibahana tamin’ny fanotaniana ho an’ireo ministra sy ny Praiministra. Ekena fa nandeha isaky ny vaomiera ny fanontaniana, saingy voafehin’ny mpitondra teny avokoa ve ny olana isaky ny faritra misy ireto loholona ireto ? Na dia fanamarihana sy soson-kevitra aza toa tsy sahy miteny ny ankamaroan’ny loholona TIM ? Hatreto dia tsapa ny olona efa zatra miady hevitra afaka mitondra ny hevi-bahoaka sy ny olona zatra manarakefa fotsiny. Sa te-hiteny fa matahotry ny ho bedy ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}