Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Malagasy

Fitaterana nafarana tany ivelany

« Nipirina ny tramway fa tonga ny TGV »

mardi 27 mai 2008 | Naivo kely |  1675 visites 

Tsy hita tabilao
intsony ny niafaran’ireo Tramway nafaran’ny ben’ny tanàna teo aloha Patrick Ramiaramanana. Noheverina fa hampiasaina hanala ny fasahiranan’ny olona manodidina ny renivohitra izy io, saingy nanjavona ankehitriny.

Matoa nafarana ho tonga eto itony Tramway itony, dia efa voafaritra mialoha ny fitaovana hampiasaina aminy. Nisy ihany koa ny volan’ny kaominina nivoaka tamin’ny fanafarana azy nefa tsy misy tompon’andraikitra iray manazava ny mety na tsia hampiasana azy io eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Ny mpitazana dia nanamarika fa « nipirina ny tramway fa tonga ny TGV ». Mety ho vazivazin’ny mpandalo io, nefa toa mitombina. Tsy aleo ve amidy any an-kafa raha toa ka tsy azo ampiasaina intsony, sitrany ahay mba mahavita asa kely eto an-drenivohitra ny vola azo avy aminy. Izay no ilàna ny serasera maty paika mipaka any amin’ny vahoaka mba tsy aha-tompon-trano mihono azy ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}