Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Teny zato, kabary arivo

Omby masiaka

vendredi 17 août 2007 | Naivo kely |  182 visites 

Efatra indray ny robaky ny tandroky ny Barean’i Madagasikara tetsy Mahamasina omaly raha nanao fihaonana tamin’ny nosy « Mayotte » isika. Taorian’ny karavasy nivaivay nahazo ity Barea Ity, dia romotra izy ireo, ka tsy iray na roa intsony no harato norovitiny fa telo miampy efatra no vokatra nojinjaina. Hiatrika ny lalao famaranana ireo tanorantsika ireo, rahampitso sabotsy, izay antenaina ary hivavahana fa hibata ny amboara volamena, kanefa manao ahoana ny vilona fanome ny omby masiaka ? Mahazo ny sahaza azy avy ve ireto tanorantsika ireto ? Mba omeo ny sahaza azy amin’izay ireto Bareantsika ireto fa na dia nahakivy aza anie tany amboalohany rehefa folaka manoto e ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}