Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h14
 

Teny zato, kabary arivo

Omeo an’i Kaisara

samedi 1er mars 2008 | Naivo kely |  651 visites 

Tonga ny rivo-doza nirarakompana ny vola sy ny fanampiana nomena ny traboina. Rariny io, satria izay no adidin’ny fanjakana manampy ny vahoaka ao aminy. Tsy mahavita tona anefa ny fanampiana tahaka izao, saingy vaza mihetsika kosa, ary aleo misy toy izay tsy mihinana.

Raha mijery ny fahavoazana, dia saika ireo olona sahirana avokoa no nalefa any amin’ireny trano lay ireny. Tsy vitsy no nilaza fa aleonay traboina, mba mahazo izay tokony ho azo.

Izay no tokony hijerena tetikasa hafa mba ahafahana manampy ireny mpiara-belona ireny, satria misy hany ny fanampiana azo ampiasaina, indrindra fa ny vola. Omeo an’i kaisara izay tokony ho azy raha misy ihany ny tokony hampiasaina. Miditra amin’ny fampielezan-kevitra isika manomboka anio, ary antenaina fa mbola hitohy ny fizarana fanampiana toy ny nataon’ny fanjakana. Mba samy mahazo ny anjarany eny ny tsirairay e.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}