A l’heure actuelle, 98% des convocations des élèves pour l’examen de CEPE qui aura lieu le mardi 14 août auraient déjà été distribuées. Les sujets sont également repartis dans les circonscriptions scolaires de Madagascar, sauf à Antananarivo. Vendredi prochain, une réunion des enseignants surveillants va avoir lieu dans la capitale pour leur donner les dernières consignes et procéder au remplacement de ceux qui ont décidé de s’abstenir et/ou ne pas participer à l’examen.
Ces informations communiquées par le ministère de l’Education nationale confirment que l’Etat est désormais fin prêt pour la tenue de ce premier examen officiel de l’année. Les responsables au sein de ce département ministériel indiquent d’ailleurs que la sécurité sera renforcée dans les différents centres d’examens ce mardi. Les parents et les élèves peuventdéjà visiter les salles d’examen à partir de dimanche prochain.
Vos commentaires
tsara rehefa mandeha soa amantsara ny fanadinan’ny mpianatra, ary irariana mba toy izany koa ny fanadinana sasany satria lasa mitebiteby ny mpianatra raha mbola miasavorovoro ny rehetra @ity resaka fanadianana ara-panjakana ity,
Visiter les salles d’ examen, voilà une nouvelle : « CAPITALE » !!!
Vous demander si il ne serait pas plus important de savoir si ce sont les concernés qui sont prêts, après ces mois de grèves, ayant amputé leur programmes, ne vous effleurerait pas l’ esprit, et ne vous paraitrait pas majeur, pour ne pas dire plus important que visiter des salles de classes, et pourquoi pas les latrines pendant que vous y êtes, ou l’ on devrait vous y enfermer jusqu’ à ce que votre conscience s’ éveille , le terreau y étant propice ...
Ny progrmme fampianarana ny ankizy primaire lesy dada efa vita talohan’ny gréve aaa !!!!fantaro aloha ny zavatra tenenina ? juste nano revision sisa ny ankizy madinika.Raha mara-baovao tsara indray ianao ary dia nihemotra be mihintsy fanadinana CEPE noho ny fitsinjovana ny zaza malagasy
Salama jiaby e ! Diploma fandaniana andro indrindra fa IREO-ANKIZY ****zavatra no tokony himasoana ! fa tsy izay nolovana t@ny fanjanantany**FANDREBIREBENA fahatany ! MAZAVA ve JAYO ? samy tsara ! JIPO : aoka koa HIANAO io tsy ho VOAREBIREBY izay CEPE tsy hitondra mody fa fandaniana andro ! Ok merci et sans rancune !! samy tsara !
Raha misy mahasolo ny fianarana no fomba ahazoana fahalalana dia ambarao eto ry « Ratiarison » ! N’inon’iona lazainao dia io no ho avy ambony indrindra ho an’ny ankizy. Ny sehatra hafa tsy maninona raha atao sorona ho an’ny mpanao politika fa raha ny fianarana kosa dia fanapotehana tsotra izao ny firenena no tanjona @zany !
ny hevitrao no marina hoy ianao dia tazomy ho anao samy irery fa matao ny olona rehetra manohitra anao ary matoa ny fitondrana mbola tena manisy lanaja io CEPE io dia tena mbola matsapa fa tena mbola ilain’ny zaza malagasy ny manao fanadinana CEPE
Ratiarison !!
Ahoana moa no ilazanao fa fandaniana andro ny CEPE toe-tsaina mirefarefa amin’ny tany raha ny anao izany, ny tiako ho fantatrao dia fitaizana ny ankizy hiatrika zavatra ireny ary afaka efa taona anie izy dia efa hanomana BEPC indray e.
Fandaniana andro ve ny CEPE dia aona no nasiana nasiana hatrizai ?ianao raha tsy nanala CEPE tsy nifindra 6éme , izany hoe kilasy iray tsy handalovana ny CEPE mba hisondrotana amin’ny kilasy ambonimbony kokoa.
Aoka ireo fanadinam-panjakana izay efa nanaovana ezaka be tsy ho korontanina @ze foton-kevitra tsy mitondra mankaiza intsony. Raha misy fanoherana tianareo atao dia ataovy @ fomba hafa fa aza ny fianaran’ny ankizy intsony no atao sorona ! Mba manana zanaka sy fianakaviana miatrika ireny koa ianareo ka mba mahaiza mifampitsinjo eh !!!
tena zava-dehibe hoan’ny ankizy ny fanaovana fanadinana,ka aoka mba tsy hisy korotana intsony amin’io andron’ny fanadinana io satria efa tsy vitan’ny tsy ampy fanomanana izy dia mbola hisy ihany koa ve ny hanakorotana azy ireo amin’io fotoan-dehibe hoan’ny ankizy io.
Fanjakana mandray andraikitra no misy amin’izao ary tsy anao ambanin-javatra ny hoavi’ny zaza malagasy mihintsy na inona mitranga eto. Toky lehibe hoan’ny mpianatra sy ny rai aman-dreny izao ataon’ny fanjakana izao ary tsisy tokony hatahorana intsony ny momba ny fanadinana
Tokony harahin’ny fanjakana maso akaiky ihany na dia izany ary ny any @ toerana fanaovana ny fanadinana sao misy indray ny manankorotana.Betsaka indray manko no tsy faly amin’izao ezaka nataon’ny fanjakana izao.
ra-Toutoun : ny cepe izany efa nilaozany toetr’andro***ka maninona ary no tsy haverina ihany koa : ny CESD ??? Mba alefao alavitra ny fijery ry ra-Toutoun a ? na any AFRIKA efa tsy m’existe intsony izany ** izay fandrebirebena ZAZA ?? ok ! samy tsara !
ra-Toutoun : ny cepe izany efa nilaozany toetr’andro***ka maninona ary no tsy haverina ihany koa : ny CESD ??? Mba alefao alavitra ny fijery ry ra-Toutoun a ? na any AFRIKA efa tsy m’existe intsony izany ** izay fandrebirebena ZAZA ?? ok ! samy tsara !
Matoa mbola nasiana ny CEPE dia mbola hilaina izy. sady fitsapana fahaizana voalohany ho an’ny zaza io. Fa nga moa izay ataon’ny sasany dia tokony harahan’ny malagasy foana,nefa rehefa tsy tianao manao ny CEPE ny zanakao dia aza hapanaovina fa izany no hitanao fa tsara ho an’i zanakao eeee !!!!!!.
Ny CEPE tompoko dia fitsapa_pahaizana hialana amin’ny hambadoana ,isika akory tsy mitovy amin’ny firenena lehibe ka hoe tsy miresaka raha tsy BAC, fa matoa mbola misy ny CEPE dia mbola manan-danja hoan’ny ankizy izany mba hialana amin’ny habadoana.
#ratiarivelo aza tia tena ! maninona ny tamin’ny andronao nasiana dia amin’izao tsy asiana ? Ianao ity pozipozinle tsy afaka CEPE reny mihintsy tamin’ny fotoan’andronyamy manana ny mahasoa azy ny firenena fa tsy izay ataon’ny any akory dia tsy maintsy ho ataon"ny aty.Afaka hoaiza moa ianao raha CEPE ary tsy ananao.
Samy manana ny heviny ny tsirairay ato fa samy kosa angamba miaraka manaiky fa rariny ary tena mendrika ho an’ny zaza malagasy ny hiatrika ny fanadinam-panjakana. Eny, mety maro ireo sakana, maro ihany koa ny mpanakorontana. Soa ihany fa mbola teo ihany ireo tompon’andraikitra maro samihafa niezaka, ary tena niasa mafy.
Inona no maha fanjakana azy raha tsy hamaha izay olana misy eh, miezaka manome fahafapo hoan’ny vahoaka hatrany !
mahavelombola izany fahenona fa tena efa vonona tanteraka ny fanjakana sy ny ministera amin’ny fanomanana ny fanadidanana CEPE ary manantena fa efa vonona koa izy ireo amin’ny BEPC sy nyBAC
Tena mankasitraka be dia be ny fanjakana mihintsy ny Ray aman-drenin’ireto ankizy mpianatra ireto , isaorana mihintsy aloa ny fanjakana tsy nilavo lefona na dia nisedra olana maro aza !
@ratiarison 8 août à 13:02 ,
« Diploma fandaniana andro... aoka koa...tsy ho VOAREBIREBY izay CEPE tsy hitondra mody... »
Mitombona izany fanakianana izany :
Tsy ny fahazoany sy fananany ny TARATASY mari-pahaizana CEPE misy ankehitriny mihitsy no miantoka fa hihatsara kokoa noho ny tsi-fananana azy ny « ho avin’ny zaza malagasy », ny zanaky ny SARAMBAMBE-BAHOAKA MITRONGO VAO HOMANA, BE AN’ISA ETO AMIN’NY FIRENENA. Izany hoe ho tsara kokoa ny ho antom-pivelomany sy ny fari-piainany rehefa manana io taratasy mari-pahaizana io izy.
Fandaniam-bola sy andro ary FAMITAHAM-BAHOKA tokoa ny fampanaovana ity fanadinana ahazoana fotsiny ity TARATASY hoe MARI-PAHAIZANA CEPE ity. Raha nahay nitsinjo marina ny ho avin’ny ZANA-BAHOAKA SY NY FIRENENA ka nisaina lalindalina kokoa ny ministra tompon’andraikitra tamin’ny fampianarana ambaratonga VOALOHANY nifandimby teo amin’ny fitondrana SY NY GOVERNEMANTA rehetra nisy azy, dia efa HATRY NY ELA NO NOFOANANA ITY CEPE ITY. Vao mainka mitombona izany ankehitriny amin’ny TSI-FISIANA na TSI-FAHAMPIAN’ny INSTITUTEURS/INSTITUTRICES TSARA OFANA izay TENA ilaina dia ilain’ny FIRENENA LAVITRA noho ny manana « doctorat », « maîtrise », licences amin’ny taranjam-pianarana sasany eny amin’ny oniversité.
@ratiarivelo 8 août à 14:28
« ny cepe izany efa nilaozany toetr’andro***ka maninona ary no tsy haverina ihany koa : ny CESD ??? »
Mety azo hanatsoahan’ny mpitondra fanjakana lesona mahasoa eo amin’ny fanarenana sy fanavaozana ny fampianarana « FOTOTRA » ny « CESD » (certificat d’études du second degré) sy indrindra ny BREVET ÉLÉMENTAIRE nisy tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany ka natao indrindra ho an’ny Malagasy tompon-tany - ny indigènes TSY citoyen français izany -. Nizara roa moa ny fampianarana tamin’ny fanjakana tamin’izany dia ny « Écoles européennes » ho an’ny Vazaha (« Européens et Assimilés ») sy ny « Écoles officielles » ho an’ny « Indigènes ». Ny CEPE na « certificat d’études primaires élémentaires » dia natokana ho an’ny Vazaha tany ampiandohany .
Ny azo heverina amin’ny hoe « Fampianarana Fototra » dia ny hoe : Toa inona no FAHAIZANA AMAM-PAHALALANA tokony ary tsy maintsy hananana ny zaza malagasy REHETRA ANKEHITRINY rehefa, feno DIMY AMBIN’NY FOLO TAONA (15) ka nandia fianarana nandritra ny FOLO taona.
Amiko aloha efa vonona ny fanjakana mahefa dia vonona ny ankizy dia efa mety izay, satri tsy mety mihitsy ny anaovana taona fotsy ity taona ity.Dia nohon’ny sotasotan’ny sasany v no ahatonga izany ?
Tena hisaorana manokana mihintsy aloa ny fanjakana nihantra ireto zaza Malagasy ireto eh, @zao fiainana efa sarotra izao ve no mbola hisy taona fotsy tsy ho raharaha !
Sambatra ny firenentsika fa manana fanjakana mandray andraikitra toy izao !
Une belle rigolade
50 candidats et un pasteur
ou va t’on ?
Louis