« Iray tamin’ny fitiavana tety an-tany, tafaray ao amin’ny Hazavana mandrakizay »
RANDRIA Henry (07/10/2025)
RANDRIA Lucie Vololonirina teraka RAZAFIMANJATO (16/01/2026)
Ny zanany :
- PLUME Fabien sy Sitraka
- Itpkl RAZAFITRIMO Emmanuel sy RASOANAIVO Jocelyne
Ny zafiny :
- Eliott, Gabriel, Ronald, Joanna, Jocelyn
Ary ny fianakaviana manontolo
Ny fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra dia hatao ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro ny sabotsy 28 febroary 2026 amin’ny 1 ora tolakandro mialoha ny ametrahana azy any amin’ny fasan-drazany any Alakamisy Ambohimanga Rova.
« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » Sal 23 : 1
-----





