Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 17h15
 

Répondre à un commentaire

12 avril à 15:02 | Vohitra (#7654)

Toy ny raharaha nitranga anio Sabotsy maraina tany Vatomandry ihany ity any Toliary ity.

Omena samboady maha Ben’ny Tanana azy ireto notendrena amin’ny fividianana olona, dia nosakanana tsy navela nanatrika izany fametrahana samboady izany ny vahoaka, ary nodarofana tamin’ny bombes lacrymogènes ny vahoaka.

Hery fampitahorana (menace de violence), fampihorohorona (terrorisme d’ État), izany no asetry ny rariny arovan’ny vahoaka.