Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 21h24
 

Répondre à un commentaire

28 avril à 10:26 | Ibalitakely (#9342)

Zavatra efatra no tena mampme & mahamenatra tamin’iny nandraisan’i Madagasikara iny COI iny :
 1) naseho & natsikafon’ny télévision La Réunion La Première fa mahantra & maloto i Madagasikara ka nasehony ny tetsy La Réunion kely etsy @ làlamby etsy Anosibe & toerana ambany tanàna hafa.
2)- milaza azy ho katôlika i Cédric & maro ny mpivavaka katôlika eto Madagasikara fa ny filohan’i Kaomôro Azaly izay Silamo no nangataka iray minitra fahanginana noho ny fahafatesan’ny pape François.
3)- eo imason’izao tontolo izao ny PM maorisiana no namerina ôfisialy ireo volamena 25,5 Kg tratra tatsy Maorisy ny 2019, entina milaza fa gaboraraka ny fitantanana ny harena eto Madagasikara. & asa raha ireo ilay "bolongam-bolamena lasa bolongam-by tao @ coffre fort an’ny Ministère des mines ??
4)- Ny filoha Azaly no sahy tsy niambana nilaza fa an’ny Kaomôro i Mayotte ka tokony averina aminy fa ilay vazaha frantsay André Rajoëla alias Cédric tsy nivolana na dia kely aza ny momban’ireo nosy Miparitaka na Eparses ireo. Mano indray aza no nanipy resaka fa fitantana iraisana no ho atao ka @ volana jona any Frantsa no hiresahana izany.
FIDIO IHANY NY MIARAMILAN’I SATANA E !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}