Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Refondation Madagascar : Asa fa tsy kabary (des actes et non des discours) - @Shalom.
Misy marina anie ny teninao, tsy mandà aho. Be ny zavatra azo (…)
zanadralambo - Refondation Madagascar : Asa fa tsy kabary (des actes et non des discours) - La France n’est pas toujours une colombe avec ses anciennes colonies, mais (…)
zanadralambo - Refondation Madagascar : Asa fa tsy kabary (des actes et non des discours) - @ Bekily,
Ce ressentiment que je ressens dans vos posts, cette colère que (…)
zanadralambo - Refondation Madagascar : Asa fa tsy kabary (des actes et non des discours) - On ne peut rien changer avec le meme système.
Ce SYSTEME , OBJET DE (…)
bekily - Refondation Madagascar : Asa fa tsy kabary (des actes et non des discours) - Camisole, votre honneur, j’ai déjà écrit sur ce forum mes objections sur la (…)
rendre visible l’incision le
{#URL_PAGE{archives}}





Mangarahara :
Inona moa ity « Fonds souverain Malagasy SA » tatatataina etsy sy eroa ity ?
Aiza ny fototra mifehy io ary raha an’ny firenena malagasy ilay izy, maninona no tsy mazava mangarahara azon’ny MALAGASY tsirairay jerena ny an-tsipirihin’izany ?
Toa famotsiam-bola ny fijeriko azy.
Ilay resaka SAHOFIKA mantsy dia andraisan’io FS io anjara 49%.
Ary raha an’ny fanjakana ilay izy, mifanaraka amin’ilay toetra hoe SA (Société Anonyme) ve ilay izy ?
Sa izaho no diso.
Mba mailo ihany isika fa tsy mazava tanteraka ny famindran’ity fitondrana ity.