Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 17h15
 

Répondre à un commentaire

18 mai à 12:08 | lé kopé (#10607)

Ny Firenena matanjaka no afaka misitraka ny atao hoe , Fond Souverain .
Tsy azo inoana raha Firenena farany manerana ny tany no manana amimbava hisitraka an’izany , raha tsy hoe , manao famotsiambola avy @ireo mpanjanaka , sy ireo mpanondrana zavatra mahadomelina .
Efa voatanisa ombieny ombieny , fa i Madagasikara , satria marefo nohony kolikoly , no ianteheran’ireo pmamotsy vola ireo .
MARINA VE I ZANY ,sa diso ? Atsipy ny tady eny antandrokiny omby , atsipy ny teny ho any ireo mahalala ...