Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Corrige :
Mise à sac
FACILITATION DEISE EN PLACE D’ORGANISATION (…)
bekily - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Mise à sac
FACILITATION DE MISE EN PLACE DE...BLANCHIMENT D’ARGENT VOLE (…)
bekily - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Mise à sac
FACILITATION DEISE EN PLACE D’ORGANISATION DE...BLANCHIMENT (…)
bekily - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Absolument !
Détournement manifeste pour FACILITER LES MOUVEMENTS DES (…)
bekily - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - ITV,
Il va de soi, la logique de conspirationniste, c’est la conspirk, sur (…)
Isandra
{#URL_PAGE{archives}}
Base Toliary ,
Mampalahelo ny fanodikodinana ny saimbahoaka tany Toliary omaly satria :
Rehefa nosandaina taminy fahatongavany mpanankato marmaro , sy ny fizarana fanampiana isankarazany , ary ny fampanantenana fa hanao fanambarana miezinezina ny Filou , dia vory maro ny vahoaka ny Toliary ...
Kinanjo , rehefa natao ny fandinihana , dia fitaka mitafotafo no nataony Mpitondra raha mody nampiantso olona vitsivitsy voasanda vola ry zareo , ary nasainy niaiky ampahibemaso fa voafitaka matoa tsy nanaiky io tetikasa io .
Ny tena loza dia ny Fiantsoana ny RAY AMANDRENY FANAPERA handray fitenenana , hanamafy io fiovankevitra io .
Raha nanjavozavo ilay Kolonely t@ voalohany , satria nilaza fa ny Filou no nanavotra azy t@ 2009 , raha niafina izy t@ 2002 nohony fandraisany Ravalomanana ny Fitondrana , dia mbola nanamafy koa fa tsy manampahaizana @ fahalalana ny mpitsopitsony Base Toliary izy , fa ny mpikaroka Malagasy no naha resy lahatra azy t@izany .
Saingy aoka hazava , fa tsy nilavo lefona sahala @ilay tanora nivadidela izy , fa mbola nanizinginzina fa mitana ny heviny hatraminy farany .
Ny tena loza , dia nanao fitsapambahoaka ankalamanjana ny Filou , na REFERENDUM EN PLEIN AIR , ka nanapakevitra fa nanaiky ireo vahoaka ieo , izay tsy misolotena ny mponina any antsimo , izay mety ianjadiany entona mahafaty , na radio-activité ato ho ato ...
Aoka ho reny ambanilanitra izany fisolokiana goavana izany .