Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Correction :
« plutôt À celle » au lieu de « plutôt une celle »
Yet another Rabe - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - BTT,
Vous êtes certainement une personne instruite et intelligente, mais (…)
Yet another Rabe - Coopération bilatérale : Rasata Rafaravavitafika en Chine - Jipo.
C’est son gagne pain de faire le leche Q de Rainilainga.
Tout est (…)
Zora - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Bonjour Vohitra, Jipo & BTT,
BTT, objectivement, je crois que vous (…)
Yet another Rabe - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - C’était la communauté internationale qui a posé les conditions : Cédric (…)
Zora
{#URL_PAGE{archives}}
Aoka izay ny fihatsarambelatsihy !
Iza no mandainga mamitaka vahoaka eto ?
Iza no lasa mpanankarena tampoka amin’ny loharanombola tsy fantatra fiaviana eto ?
Iza no tsy refesimandidy eto ?
Iza no manondrana antsokosoko ny harena iombonana eto ?
Iza no mangeja manakana ny fanehoankevitra imasombahoaka eto ?
Iza no milalao ny fifidianana sy ny vokapifidianana eto ?
Iza no milalao ny resaka ara-poko hoentina hitazonana tombontsoa manokana eto ?
Fantatry ny Fiangonana sy ny ONG ary ny Association rehetra eto izany zavamisy izany.
Nandray andraikitra ny Fiangonana tamin’ny 1972... tamin’ny 1991... tamin’ny 2002...
Koa inona no manakana aty amin’ny 2025 ?