Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Correction :
« plutôt À celle » au lieu de « plutôt une celle »
Yet another Rabe - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - BTT,
Vous êtes certainement une personne instruite et intelligente, mais (…)
Yet another Rabe - Coopération bilatérale : Rasata Rafaravavitafika en Chine - Jipo.
C’est son gagne pain de faire le leche Q de Rainilainga.
Tout est (…)
Zora - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - Bonjour Vohitra, Jipo & BTT,
BTT, objectivement, je crois que vous (…)
Yet another Rabe - L’Etat réforme la gestion des fonds publics - C’était la communauté internationale qui a posé les conditions : Cédric (…)
Zora
{#URL_PAGE{archives}}
io anie rey olona, raha misy olona iray mitarika fotsiny eo, dia lasa ny tolona...
tena tsy misy intsony ve ny olona sahala an i monja jaona ? jereo ny fitiavan i antananarivo an i dada monja... mbola tsy nisy olona nankafizin ny olona sahala azy, eny fa na I ravalo aza... dia jereo koa i zafy, nahasahy na antitra aza nifandona tamin ny resep...
i ra8 tsy lasa intsony, kanosa.. i rajao sahala... i siteny angaha ? nefa izy toa vava fotsiny... raha mahasahy indray mandeha fotsiny izy, dia ny vahoaka no hiaro azy..
tsy lainga zany lazaiko zany fa efa tena tsy lasa intsony i mada.. tsy rariny ny mahazo ny gasy... tsy hoe matahotra, fa very, tsy misy mpitarika