Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC
100 %
Derniers commentaires
- Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC - Il revient encore bourré et la tête enfumée de shit ce gros khon. Il se fait (…)
Zora - Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC - Fa angaha rahariny ny fetiny ny ray izany. Fetiny io satria izy no rainy (…)
Zora - Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC - GPTB est une honte de MTqui s’ignore, un idolâtre qui se croit croyant.Pour (…)
rendre visible l’incision le - Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC - Encore un HS
par ce week-end morne
KKKKKKKKKK
Sarkozy ,
celui qui (…)
bekily - Ravalomanana et Rajaonarimampianina demandent le report ou le déplacement du sommet de la SADC - Kamala et non Kampala !
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
ESCROCS et FILOUS sont á la manoeuvre
Mitady hanova ny rafitra mifehy ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka ary ny lalàna momba ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olom-pirenena mankany ivelany i jeneraly Baomba.
Mety tsy ho fifidianana handraisan’ny daholobe anjara intsony no hisy fa ho olom-bitsy ihany (grands électeurs) no mety hampandany ny filoham-pirenena sy izay référendum tiany hatao eo.
Faharoa mikasika ny fitsapan-kevi-bahoaka dia efa mazava ny tiany hahatongavana.
Hasarotina ny fomba hahafahanao mifidy mba hanamora ny fahalanian’ny “Eny” amin’ny fahazahoan’i Rajoelina milatsaka indray sy hijanonany eo aminy fitondrana mandrakizay. Hainy mantsy fa tsy ho hanaiky an’izany velively ny Malagasy maro an’isa.
Mikasika ny fanaraha-maso ny fivezivezena mankany ivelany indray dia fomba iray io hatao mba tsy ahafahan’ireo Mpanohitra mivoaka miditra.