Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
ny laboratoire rehetra, dia mahavita mitsikaritra haingana ny otrikaretina botulisme... efa nisy afera botulisme taminy andron i ratsiraka 1985 na 1986.. vitany ny dokotera gasy tamin izany fotoana izany ny nahita ny aretin boulisme, ( saucisson Sevima moa izy zay raha tsy diso aho) ary nitsabo.. eny tompoko, voatsabo tsy nisy taketra ( sans sequelle).. tamin izany fitoana izany.. jerevo ny madagascar matin fa bola raikitra ao ny lahatsoratra.
amin zao fotoana zao, dia azo tsorina mazava fa tena tsy misy fahaizana ny dokotera malagasy nomena andraikitra... botulisme ve dia tsy hay ? na otrika aretina sakafo ? anefa dia hoe profesora ?? tsy oméga tsiny mihintsy tompko raha diso diagnostic.. fa ilay mirediredy no tsy lasa.. manala baraka...
diso tanteraka ny fanjakana ary tompon andraikitra voalohany. satria ny fanjakana rajoel no nametraka an ireo olona ireo... eny tompoko !!! nesoriny zay manampahaizana tsy mitovy hevitra aminy, dia nosoloina.. saingy dondrona sahala azy ihany no afaka miara miasa aminy.. livreur taty la frantsa no lasa dépiote.. ary olona tsy lany dépiote no lasa sénateur..
mazava ho azy, fa olona dondrona no nahazo diplaoma injeniera, dokotera.. dia zao no valiny. .
bola loza noho izao no miandry an ny gasy. . tsy ny mpanohitra na ny andafy no hanongana an I rajoel.. fa ny habadoina.. sy ny loza voakatriny ny ataony.. hivaly aminy , zao loza izao.. ny ranomaso sy fijaliany ny gasy nefa bola esoina.. ozona ho azy ary ho an ny taranany, sy ireo mpiaray mipetsapetsa aminy