Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 22 juillet 2025
Antananarivo | 22h51
 

Répondre à un commentaire

22 juillet à 11:58 | Vohitra (#7654)

Tsy mitsapatsapa na koa hoe mijery ny halalin’ny rano Izy... TSIA !

Tetika sy paikady efa voaomana ary tsy maintsy ho tanterahiny io.

Efa betsaka ny harena miavosa sy volampanjakana sarotra hazavaina ho fantatry ny vahoaka ny làlana nizorany sy paosy nidirany na kaonty nitsofohany !

Tsy mihevitra ny hiala eo amin’ny fizakana io fahefana io intsony mihintsy izy, efa taonjato (siècle) Foza no tiany resahana eto Fa tsy fepotoana (quinquennat ou mandat) fiasana intsony e.

Tsy azo hazavaina sy afenina intsony ny vola sy harena efa eo ampelantanan’ny Foza ankehitriny.

Fantany tsara ny miandry azy raha vao tsy eo amin’ny fahefana izy.

Tsy misy fifidianana ary tsy misy fitsapankevibahoaka madio sy mendrika izany intsony mihintsy eto raha mbola izy sy ny Foza no eo amin’ny fahefana.

Tsy maintsy madio tanteraka sy mazava ny tokotany sy sehatra hilalaovana vao azo atao ny miakatra kianja.

Siècle na taonjato resahana raha Foza no mbola hanaovana dinika ifampiraharahana eto.

Ezaka fihazana Foza ihany no tokana vahaolana eto

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.