Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 1er août 2025
Antananarivo | 00h46
 

Répondre à un commentaire

29 juillet à 20:01 | gasy tsotrizao (#3859)

Ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra ny fikambananjiolahy tarihin’ingahy rainlaingaharivony !

Tsy misy afa-miala izy rehetra ao satria tsy fika tsotsotra tahaka ny manao modèle n°1 @ ny fiara akory izy io ka lasa misy bmw fourgonnette dia tsy mandoa douane satria hoe véhicule utilitaire

Tsy marina ny hoe voafitaka ny fitondrampanjakana satria orinasa manana petrabola 2 tapitrisa ariary ve dia atokisanao ahavidy fiaramanidina goavana be mi-isa 5, kanefa na dia 1 aza tsy voavidinao ho an’ny Air Mad na ho an’ny Madagasikara Airlines ? Sa kosa hilaza ve fa nihinana irery ingahy ministra, tahaka ny raharaha gemsfield indray ka esorina dia avy eo averina mangingina ?

Dia mihomana isika @ ny valinkafatra avy @ bekintana sy ny vahoaka voafidy izay matetika @ ny raharaha toy izao dia mamaly mafy any @ mangingina araka ny teny malagasy hoe miandry kendritohana any ankodimirana

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.