Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 20 août 2025
Antananarivo | 14h11
 

Répondre à un commentaire

20 août à 09:29 | RATOVO (#10503)

HALATRA BE VAVA ! 300 milliards d’ariary no natoton’ny PM tao vao namomboka ny asa désambra 2022 . Lazaina fa 80 km no vita désembra 2023 . Telo taona 8 km ary io autoroute fôpla mahamenatra io . Izao indray hanome 60 millions de dollars ny Saoudiens hono . Aza hadino fa Mamy Ravatomanga no tompon-kevitra amin’io vina io raha ny hampandroso SODIAT TRANSPORTS no tetika . Mazava fa ny petrabola offshore an’io filoha bis io no hitombo . Mbola hita indray fa tsy nahavita fianarana nihoatra T3 Rainilainga manao sonia fahatany plaque d’inauguration soratra diso . Miala tsiny fa tena jiolahimboto ireo ary tena voamarina fa io ilay RAINIDEDAKA RATANDRAMETAKA RADOMELINA kitoatoa daholo ny zavabitany . Ho hataony hirahirahira indray fa be fialonana sy fankahalana ireo milaza ny marina . Potika ny firenena !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}