Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
O ry bainina a !
Raha nahafapo sy nisy fahombiazana ny "continuité de l’Etat", dia tsy nisy namono tena nanao sorona ny tenany nanongana an’i Rajoelina sy ny forongony teo ny boaikely sy ny sipakely ary ny valalabemandry a !
Raha nahomby sy nahitana vokatra tsara ny trosa miavosa noho ny tetikasa novatsian’ny Banque Mondiale sy FMI dia tsy fahantrana toy izao ny Malagasy a. !
Raha nirindra sy nilamina ny findramana vola natao, ary tonga tany amin’ny vahoaka Malagasy ny vokany, dia TSY lasa mpanankarena tampoka ry Ravatomanga namany sy Rajoelina ary ny forongony a. !
Raha tsy nitaky ny tena fiovana sy nitaky fandaminana anaty rafitra vaovao ny vahoaka Malagasy, dia TSY nisy mpitolona novonoina teny ankianja i Rajoelina sy Ntsay ary Ravatomanga a !
O ry bainina a !
Aza fitahana intsony ilay Malagasy marobe efa nataon’i Rajoelina nihinan’IEManiny MIHINTSY teto Madagasikara a !
Miala mora ry bainina fa raha mirongatra fanindroany eo ny valalabemandry, misy mahitsy faisana sy tsy mahita làlana handosirana intsony eo an. !