Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 4 mai 2026
Antananarivo | 13h03
 

Répondre à un commentaire

4 mai à 12:00 | pisokely (#9950)

aza hafangaro e.... ity olona ity dia nahavita zavatra nahatsiravina, azo avoaka daholo ny pejy rehetra momba zay nataony..

efa nolazaina anie ianareo ry isandra fa hoe tsy mamimbahoaka zany ianareo e.. ary efa nolazaina koa fa misy farany ny zava drehetra... tadidy tsara ny hérisetra nataon io olona io , izy mivady, azo sary manakarama jiolahy... misy sary any.. dia avy eo bola be vava, mandrahona fa manana basy !!!!!... dia non voasambotra ve, dia hoe politique no antony ??? iza iry ambony iry ???

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}