Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 10 juin 2026
Antananarivo | 13h19
 

Répondre à un commentaire

10 juin à 10:27 | Vohitra (#7654)

40 % no taha eo amin’ny fampidinana ny karama ho an’ny solombavambahoaka any Hongrie taorian’ny fifidianana sy amin’ny fandraisana fahefana sy andraikitry ny Praiminisitra vaovao nisolo an’i Viktor Orban.

Nihena toy izany koa ny tombontsoa samihafa ho an’ireo solombavambahoaka ireo.

Rehefa tsy ho tanteraka ihany ny fandravana ity andrimpanjakana iray ity, ny fandraisana fepetra toy izao misy any Hongrie izao no tokony hizorana.

Marihina fa izany fampidinana karama tany Hongrie izany dia mitovy sanda amin’ny tetibola ho an’ny Antenimiera any Hongrie mandritry ny taona iray manomboka izao, ka heverin’ny vahoaka any fa mitondra soa ho an’ny Firenena.

Ny fikaonan-dohampirenena heverina fa tokony hitondra ny fandravana ity rafitra ity dia tsy mbola fantatra hoe rahoviana sy amin’ny fomba ahoana no ho fitrangany...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}