Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Miharahaba.
Zavatra efa fantatra daholo ireo voalaza ireo.. tsy misy miafina, tsy mila mitady porofo alavitra satria olona dondrona, nanantena fa ho eo aminy fitondrana mandrakizay... dia tsy nahay nangalatra fa dia nisekoseko, natao ho hitany ny malagasy mahantra fa an dry zareo i madagasikara ka ataony amin zay hitiavany azy.. tsy hitako loatra izay azony ny HCC ho lavina amin zao fotoana sarotra zao.. ny azony atao angaha, dia ny mametraka demission dia milaza hoe tsy manampahefana haka handraikitra izahay ? Fa raha hendry izy, dia avelao ny fitsarana hanao ny asany.. ireo olona voatonina ireo anie tsy eto mada intsony e.. ka na ho voaheloka aza, tsy hisy fiantraikany intsony..raha tsy hoe, nilatsaka ny fanahy Masina dia nitolobatana sy nifona ?