Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 23 octobre 2026
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

23 octobre à 09:46 | Vohitra (#7654)

Vazivazy iray an-dalana...

Eo amin’ny fomba sy kolontsaina Malagasy dia mbola manandanja ny fanandratana ny vodihena...

Hita taratra teo amin’ny lova navelan’ny tantara izany, toy ny fanolorana ny vodihena ho an’ny mpanjaka na ny solontenany rehefa misy famonoana omby, hita taratra ihany koa amin’ny fombam-piarahamonina mbola manankery ankehitriny toy ny "vodiondry" na koa ny fanolorana ny "vodiakoho" izay aseho amin’ny endrika "fanehoana" ho mariky ny fitaizana omenkasina...

Fa ity tranga iray ity moa dia fahavoazana fa tsy mba fahasoavana akory, "vodin-tsinoa" indray no misongadina eto, dia toa ny manampahefana no mihazakazaka manantona...fa tsy mba tolorana antonina akory !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}