Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 13 novembre 2026
Antananarivo | 10h17
 

Répondre à un commentaire

13 novembre à 09:48 | Vohitra (#7654)

Alohan’ny 14 oktobra 2025...

Maroanisa tamin’ny hala-bato sy tsikombakomba ny volomboasary MAPAR - IRMAR - IRD izay manohana an’i Rajoelina sy Ntsay.

Taorian’ny 14 oktobra 2025...

Maroanisa tamin’ny fifanarahana miafina sy tsikombakomba ambadika ny manohana ny fitondrana fanovozana. Ireo marobe mpanohana an’i Rajoelina sy Ntsay no indreo fa nivadika ankitsirano, ary nampian’ireo sadasada tsy miankina, dia nijoro indray ilay Antenimiera liam-bola sy liam-pahefana, ary milaza fa ao andamosin’ny fanovozana, ary nibitaka sy nahazo aina indray ireo volomboasary ary niofo ho VFM...

Tsy nandrava intsony ny Antenimierampirenena ireo Kolonely dimy lahy nikabary nilaza fa rava ny Antenimierampirenena ny 14 oktobra 2025 teo anoloan’ny lapa Ambohitsorohitra.

Ary nanao fianianana teo anoloan’ny HCC mpiaradia tamin:i Rajoelina ny Kolonely ny 17 oktobra 2025.!

Herintaona ato afara, ny fanorenana ifotony tsy mandeha, ny fikaonan-dohampirenena tsy mandeha... Ny fitsarana ny raharaha 3.811 miliara Ariary nanjavona ny taona 2025 tsy mandeha... Ny famerenana ny tanibe midadasika amin’ny tantsaha eny Laniera nobodoin’ny voaibe tsy mandeha...

Fa inona ihany izany no tena mandeha eto ? Ny sinoa gadra mandeha mivoaka ve ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}