Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 19 novembre 2026
Antananarivo | 10h39
 

Répondre à un commentaire

19 novembre à 09:27 | citoyendumonde (#4292)

Inona marina no antony nandefasana mivantana miaraka amin’ny sary ity fitsarana ity ?
Na mihaino ny fanontaniana napetrak’ilay mpampanoa lalana aza maharikirioko, ireo mpisolo vava tsy misy manao objection rehefa manadina ireo voapanga ilay rangahy.
Ambany dia ambany ilay lenta.
Ny fitondrana teo aloha dia i rainilainga mihintsy no niaka-tsehatra namafy lainga. Ilay ministry ny fahasalamana tamin’ireny fotoana ireny tsy hita izay maha dokotera siantifika azy fa i rainilainga tsy ampy solaitra indray no niseho nanazava.
Iza indray izany no ho gadraina aorian’ny sarimihetsika lalaovin’i Fanirisoa ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}