Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Maina sahady ve ny ravina nihinanana sa ahoana ?
Mbola vao tsy ela ihany anie ilay lanonana goavana "festival Tsapiky" niarahany nitotorebika antsehatra izay e...80 mahery ny solombava nentina tany Atsimo namonjy ity fanandratana olobe ity dia izao sahady ny vokany...
Hoy ny fiteny hoe : "toy ny fihavanan-jiolahy, tsy maintsy ho romoromo no hiafarany..."
Izao no diso paikady amin’izao raharaha izao. ?
Fa izao e : iza izany ilay notondroina fa milalao ody ratsy sy mampiasa varatra mba handrodanana ny fitondrana fanovozana ankehitriny ?
Fa angamba mbola misy mahatsiaro ity teny nolazainy ity fony nitaky ny handravana ny Antenimiera ny Gen Z : nandany vola izahay nadritry ny tolona fihetseham-bahoaka...iza izany no nandray vola avy aminy ary nanaovana inona. ?
Ary inona no vontoatin’ny fifanarahana miafina eo aminy sy ny VFM ?
Kenda tamin’ny vomanga nasesiky ny tanany ihany izy ity izao...
Efa lasa lavìtra sy betsaka ny zavabita tamin’ny fanorenana ifotony raha... tsy nivadika tamin’ny teniny ny 14 oktobra 2025 ny "mpiandry", noho ny fankatoavana an’ity voaongana ity ka nitondrana anao niankohoka nandohalika tamin’ny HCC...
Dia ho tonga amin’izao ihany nefa ato afara...