Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 11 décembre 2025
Antananarivo | 04h30
 

Fisaorana

RAZAFIMANJATO Jean Josoa

dimanche 23 juin 2024 |  659 visites 

Ny vadiny, ny zanany, ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo,

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra tonga nankahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny namoizany ny malalany :

RAZAFIMANJATO Jean Josoa

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo. Miala tsiny indrindra tamin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

«  Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fiahazakazahana aho ; nitahiry ny finoana aho.  » (II Timoty 4 : 7)