Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 21h19
 

Articles écrits par « Ravo »

  • Fetiben’ny Betsimisaraka

    Lohalaharana ny fihinanana amin’ny ravina

    vendredi 19 décembre 2008 | Ravo |  883 visites
    Anisan’ny zavatra tena anavahana ny foko betsimisaraka ny fihinanana amin’ny ravim-potsy na ravinala. Amin’ny andro manan-tantara, na fanaovana tsaboraha, na ny fetim-pianakaviana sy ny maro hafa ireny no tena ahitana soritra ity fomba ity. Andro sisa no isaina, ho tonga ny andron’ny noely sy ny taom-baovao. Ny fetin’ny faran’ny taona sy ny fankalazana ny taom-baovao no tena ahitana soritra ny fihinanana amin’ny raviny ity aketo Toamasina. Manomboka amin’ny 1 janoary 2009 izao, vaky ireo (…)