Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 6 août 2025
Antananarivo | 03h46
 

Répondre à un commentaire

5 août à 10:19 | lé dezertera (#11696)

Toc ! Toc ! Toc !
 Iza izao ?
 i Farafofonaina
 inona no tadiavinao ?
 ny ain’ity fitondrana ity ...

Dia io ary fa misoko mangina toa ron-gisa i Be Molotra, amporisihany any ambadika any ny akolitany hanasoketa an’i risara bômba dia avy teo izy no hisisika hisolo azy eo amin’ny toeran’ny ben’ny sEna.

Ny ady an-trano toa izany no porofo fa akaiky ny farany.
Izay no mahatonga an-dRafarafofonaina handondom-baravarana etsy ambony.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}