Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 00h06
 

Répondre à un commentaire

9 août à 11:53 | Rabeanosy (#11701)

Loha-dresaka hafa :

Ary mba nankaiza tokoa ireo volamena 59kg naverin’i Comores ho an’i Madagasikara ?

Tsy ahitana soratra momba ireny ao amin’ny banky foibe.

Marina tokoa izany ny filazana fa an-drazakandisa rain’i mialy rainilaingarivony tarana-drasanjy mpamadika tanindrazana ireny volamena tratra ireny.

Nanao ahoana anefa ny soratry ny rezimanta teto momba izany raha nafana sy nafonja io resaka io teo aloha ?

Ny fampatsiahivina iny resaka iny dia hampisehoana amin’ireto mpisolelak’an-drainilainga rajoelina ireto fa na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hipoitra ny marina.
Saingy ny an’ireo ati-doha kilasy T9 tsy manana BEPC k’inona no handrasana amin’izany ?

Am-bava homana am-po mieritreritra.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}