Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 00h06
 

Répondre à un commentaire

9 août à 12:13 | Vohitra (#7654)

Efa hisasana ity ny volana aogositra, ary efa mandravina ny vary aloha eny antanimbary...

Ity misy antontanisa fohy mikasika ny fanafarana vary avy any ivelany :

* janoary - jona 2024 : 125.251 taonina
* janoary-jona 2025 : 367.984 taonina

Nisondrotra avo firy heny ?

Aza adino fa nanambara ny fitondrana fa amin’ity taona 2025 ity dia hamokatra ambimbava 1.000.000 taonina i Madagasikara. Aiza ary izany ankehitriny ?

Ary sahy nanambara mihintsy ny fitondrana fa ho tratra amin’ny taona 2026 ny fahavitantena ara-tsakafo eto amin’ny Firenena.

Sa izao ilay hoe « ny lainga no valamparihiko » ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}