Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 00h06
 

Répondre à un commentaire

9 août à 12:06 | Rabeanosy (#11701)

Mampihomehy mampalahelo !

Nolazaina fa natao ilay tekeferika mba hanalana ny amboteiazy eto an-drenivohitra.
Nandeha sy tonga amin’ny tanjony ve ?
Io izy io lasa haingon-tanana toa ny fanak’eny an-dRova (Bemolanga - Mahaleo sy ny tariny).

Kanefa dia ampidirina ireto fiarabe ireto hampitombo ny isan’ny mpifamoivoy, amin’izay fiara lehibe fa tsy kely, izany hoe HIBAHAN-DALANA kanefa ny làlana sy ny arabe tsy namboarina ary tsy nalebiazina.
Saintsaino ny hoe : fiara mitondra olona 75 mandeha amin’ireto LAVAKA TRANO’ELEFANTA fa tsy tranon’akoho intsony.

Vao maika hampitombo ny amboteiazy eto an-tampon-tananan’Antananarivo ireo, inty aho eto fa iaraha-mahita tsy ho ela.

Saina mandinika ve ny nanafatr’ireo sa dia katri-dohan’ny kilasy T9 tsy manana BEPC ?

Tsaroantsika tsara ny resaka FIBATA sy FIMA (an’ny fianakaviana Ratsiraka).

Tanteraka tokoa ity ny tenin’ilay karilahy iray efa any amin’ny vary tsy mifody hoe : « fohazy aho rehefa mandroso i Madagasikara ».

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}