Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 18 février 2026
Antananarivo | 20h59
 

Répondre à un commentaire

18 février à 14:40 | pisokely (#9950)

ehhhh.. bola velona ihany isandra e.

aiza lay vava be taloha zay ?? mamimbahoaka io ka tsy misy mahahongana ?? sahy nanao fanamby mihintsy aza... nefa dia zao izy mialoka any dubai.

dondrona anie iny rajoel iny ry isandra e... toa mifanakaiky moa ianareo ? ny maha dondrona azy, dia io fa mbola mandany vola, manao an isty sy iroa... lany eo ny vola nangalarina zay vao ho loza... ilaozan i mimi kely eo fa ataovy ihany...

ny cabanon ko zao efa nodiovina.. hanary entana fa printemps ny andro e.. sady misy jiro no misy rano...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.