Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 12 mai 2026
Antananarivo | 11h25
 

Répondre à un commentaire

12 mai à 11:18 | Vohitra (#7654)

Naivokely dia nanantena fa haharitra dimampolo taona eo amin’ny fitondrana i Rajoelina ka dia nanampatra fahefana sy nanao rahom-bava sy herisetra tokoa...

Anatra ho an’ny manaraka rehetra izao mihantra amin’i Naivokely izao !

Mandalo ihany ny fahefana !

Tsy natao ho fanovozana harena ny fahefana politika mandalo io !

Fampanjariana hevitra sy fanompoana vahoaka amin’ny alalan’ny vina ny fanaovana politika fa tsy fanaovana faingantanana sy tsy famatsiana lainga !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}