Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 25 septembre 2026
Antananarivo | 15h50
 

Répondre à un commentaire

25 septembre à 10:56 | rakotobe (#7825)

INONA IHANY ARY ITY ?

DELEGASIONA MIISA 130 NANDEHA ANY ETATS-UNIS : NAMPITOLAGAGA NY MARO NY FAHITANA NY HAMAROAN’IZY IREO NANDRITRA NY FIVORIAMBE NY ONU

Mitohy hatrany ny fanaovana tantely hafadrakotra ny volambahoaka,ny mahantra tsy manankoanina mihamitombo andro aman’alina fa ny fanjakana mandany araka izay vitany ilay volambahoaka.

Anao inona daholo hono ilay olona miisa 130 ?.midika ho inona mandritra ity fivoriambe ity ny fahamaroan’izy ireo ?...izany ve ilay hoe fanavaozana ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.