Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Feo miely eto amin’ny tanana anio..
Mandeha ny resabe etsy sy eroa anio maraina fa hoe toa "roa miliara tsirairay no naloa mba hivoahan’ireto olona 11 ireto..." !
Voalohany : iza no nanoratra ny baiko ho famoahana ny fonja ?
Faharoa : mifanaraka amin’ny lalana manankery ve ny taratasy sy baiko ho famoahana ny fonja ?
Fahatelo : olona efa voaheloka no navoaka antsokosoko nampandosirina ! Voahosy tanteraka ankehitriny ny hasimpanjakana sy ny lalana velona. Mangataka ny fandraisana andraikitra feno sy haingana avy hatrany avy amin’ny PRRM sy ny PM amin’izao tranga izao.
Fahefatra : ireo rehetra izay ahiana ho nandray anjara tamin’izao tranga izao dia tokony avy hatrany dia hatrahatra avy hatrany amin’ny andraikitra sahaniny.
Fahadimy : aoka mba tsy hosalovanina amin’ny resaka politika na resaka ara-poko izao resaka izao.