Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 15 septembre 2025
Antananarivo | 15h06
 

Répondre à un commentaire

24 juillet à 11:46 | pisokely (#9950)

dia iza indray no handoa an io trosa be io ??? ny tena aza ity mitrotongy vao omana ? amin zay zay mba sakafo kely azo vidiana tsy azo ho hanina ??

ho lasa aiza io vola io ? dia lazaina rehefa avy eo hoe tsy fitiavana an i rajoel ??? tsy hita ny vola dia lazaina hoe tsy misy mpangalatra izany eo fa omeo ny porofo...