Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Un opposant au projet Base Toliara décède lors d’un affrontement avec les forces de l’ordre - Walesa,
Dahalo,
Certes, il y a des quelques attaques temps en temps (…)
Isandra - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Ça va le tableau d’affichage de propagande mensongère ?
bekily - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Après mes études j’avais hâte de rentrer , servir mon.pays.
DÉSILLUSION (…)
bekily - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Eh oui, la liberte ?, la dignite ? humaine ne sont que des voeux pieux a ? (…)
Randria - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Bonjour Vohitra
Parlant de liberte publique bafouée.
Pas seulement (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
o ry isandra a.
averiko indray ny fanontaniana.. iza no hamerina ny vola ??? I rajoel ve ? i isandra ve ?? tsy maintsy averina anie ny volan ny olona... tsy misy olona manomètre vola ho anao fotsiny eo... ny makirelina aza tsy maintsy aloa vola...
ka tsy fantatro raha mba azon ity tsy misy saina ity hoe, misy tambiny daholo anie ny zava drehetra..
firy taona zay i rajoel no teo ? ary firy taona i isandra no niteny teto hoe nahazo vola mba ampandroso an I mada ???
ny zava hita dia,mangataka vola lava, ary tsy ampy foana ny vola.. tsy voavidy ny solitany...
ka iza no tsy ampy saina ? i kala isandra mamafy lainga eto sa izaho mitady zay mba fandrosoana taminy vola nindramina nefa averina ?? ireo gasy tsy ampy sakafo ve no amerina vola ???
autoroute tana tamatave no lazaina fa atao.. efa ao hoe ny vola famatsiana := lalana tsy ampy 10 km no ho vitaina,ami izay vao terrassement no vita ??? nefa ny vola efa lany ???