Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Hafatra avy amin’ny Patrick Raharimanana
AZO RAISINA NO MITOMBONA
" 109 ireo député nanolotra an’i PM, anisan’izany Président Siteny, Me Hanitra ary ireo Tim sy mpanohitra teo aloha marobe.
Andrasantsika izany ny lahateny ataon’i PM amin’ny fanokafana ny fivoriana ara-potoanan’ny Antenimierampirenena androany.
Tsy vitan’izay kabary anefa, ankoatran’ny didy voalohany nataon’i PM androany, mandrara ireo tompon’andraikitra ambony rehetra, tsy ahazo ivoaka any ivelan’ny firenena, mandritra ny 3 volana, mandram-pahavitan’ny fitsirihina, na audit, compte n’ny ministera rehetra, dia mila porofo mivaingana ny rehetra, fa tsy fitaovana entina miaro an’i Rajoelina sy Ravatomanga ary ny forongony ianao.
Avoay ny didy mampanenjika azy ireo, gejao ny fananan’izy ireo.
Avoay ny décret manala ny zom-pirenena malagasy an’i Rajoelina sy ny fianakaviany, araky ny code de nationalité."
Samia tsara
Ra-Hertz