Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 8 février 2026
Antananarivo | 03h52
 

Répondre à un commentaire

7 février à 19:40 | reviv (#9830)

Miarahaba Anao Vohitra.
Hoy izy ianao hoe, soritako etsy ambany.

" Ny tsy hitovizako hevitra amin’i Imbeh Jovial dia ilay toerana misy ny politique sy ny économie...amiko, ny politique no manorina vina, ary mandrafitra ny économie mba ho tanteraka ilay vina, ny an’i Imbe Jovial dia ny azy ny économie no mibaiko ny politique...."
__$$$__,

Mba niezaka niheno ihany ny aty, kanefa tsy io teneninao etsy ambony io ny fahazahoaka ny tiany ho tenenina.
Satria, hoy izy hoe :
" tsy tokony afangaro hoy izy ny raharaha politika sy ireo mpandrahara satria tsy mety mifangaro ary mampisy ny ( confits d’intérêts ). Ary zaho dia miaky fa tsy mety mifangaro tokoa ireo zavatra roa ireo ( akoatra n’i Donald Trump ).
Ny mpandraharaha kosa dia natao hampiroborobo ny toekarena, hanome asa ny vahoaka hialana amin’ny fahantrana. Fa ny mpanao politika indray dia mijery sy mamporisika ireo mpandrahara .

Faharoa labaraka, mikasika an’ilay praiminisitra indray, efa izy no eo, ary efa miasa izy io.
Ka hoy aho hoe, tsy aleony ve tohizany ilay asa efa nataony dia ho hita eo ny vokany. Fa raha tsy izany dia mbola ho lany fotoana eto kosa tsika mianakavy.

Faranako,
Tsy mba voa resak’i Serge Jovial Imbeh na indray mandeha ny loza miatraika ny firenena mikasika an’ity kolikoly mambotry an’i Madafasikara ity.

Mankasitraka Vohitra ...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}